lundi, mai 09, 2005


Afaka manampy anao ity site ity momba ny fandraisana ny pornographie sy ny fifandraisan'ny mpivady. Olana be manko io zavatra io indrindra raha andevozin'io ny vadinao. Ao no ahitanao valin'ny fanontaniana toy ny hoe:
  • Pornographie: faharatsiana sa hadalana
  • Ratsy ve ny pornographie
  • Mety ve raha mijery porno ny vadiko
  • mahasoa anay mivady ve ny mijery porno
  • nasolon'ny vadiko porno aho
  • mety ve ny miaramijery porn miaraka amin'ny vadiko...sns.
    Ity site web ty mo tsy de tena hoe manaraka tanteraka ny soatoavina kristiana voalazan'ny baiboly, fa ahitanao torohevitra maro sy mahaliana, anjaranao mifantina sy mandanjalanja izay marina aminao sy mifanaraka amin'ny tenin'Andriamanitra
    By Nilsen RHEVI at http://nilsen.home.ro
  • Aucun commentaire: