raha andevozin'ny cybersex enao de afaka hanampy anao ity
Mitanisa izy ato ny zavadosza ateraky ny cybersex:
fotoana lany izay manimba ny productivité, ny fifandraisany @ hafa, ny adidy amin'ny fiarahamonina ny vokatra ara moraly: jalousie n'ny partenaire, tsy fifampitokisana, tsy fahafahampo, fijangajangana, sy ny humiliation sns raha misy zazakely de mety hanimba ny fivelaran'ny sainy sy ny psychologie affectiveny izany ny fihenan'ny fitiavana ny vady ny fitomboan'ny filana sy ny immoralité raha manadala zaza tsy ampy taona de mety higadra sns...
By Nilsen RHEVI at http://nilsen.home.ro
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire